plt-x-sihanaka_act_text_reg/09/20.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 20 Avy hatraigny de nagnambara an'i Jesosy takao amin'ny Synagoga izy, nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra. \v 21 Ze daôly naregny an'azy de gaga ary nikoragna hoe: "Tsy io ôla io ma no namono reo takaigny Jerosalema ze nagnantso tamin'io Agnarana io? Tonga taketo izy mbô haka an-jareo ho fatorana ho aigny amin'ny mpisorognabe." \v 22 Fa lasana nihanahery i Saoly, ary nampahery ny Jiosy ze nipetraka takao Damaskosy ka nanaporofo fa Jesosy no Kristy.