plt-x-sihanaka_act_text_reg/09/10.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 10 Ary nisy mpianatra takao Damaskosy antsovina hoe Ananiasy. Nitare tamin'azy tamin'ny fahitana ny Tompo: "Ananiasy!" Ozy izy: "Indro, ty za, Tompo." \v 11 Nitare tamin'azy ny Tompo: "Mitsangàna, ary mandiana aigny amin'ny lalana ze antsovina hoe Mahitsy, ary rafa akao an-tragnon'i Jodasy de mangatà am'le leila avy aigny Tarsosy antsovina hoe Saoly, fa mivavaka izy. \v 12 Efa nahita tamin'ny fahitana ny fihavian'ny ôla antsovina hoe Ananiasy izy ary hametraka ny tagnany akeo amin'azy, ka mety hatazagna ndre izy."