plt-x-sihanaka_act_text_reg/09/01.txt

1 line
357 B
Plaintext

\c 9 \v 1 Fa i Saoly, de mbola nagnano fandrahognana fôgna iôny fa na hatramin'ny famonona anoherana reo mpianatry ny Tompo aza, nande taigny amin'ny mpisoronabe \v 2 ary nangataka tamin-jareo taratasy ho an'reo synagoga takao Damaskosy, ka raha mahita n'iza n'iza akeo amin'ny lalany izy, na leila na vevavy, de entiny hifatotra akaigny Jerosalema zareo.