plt-x-sihanaka_act_text_reg/08/36.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 36 Rafa nande taigny an-dalana zareo, de nagnatogna taigny am'ze nisy rano zareoary ozy le tandapa hoe: Iry misy rano. Ino no mahasakana anà tsy atao batisa?" \v 37 (Fagnamarihana: Ozy Filipo hoe: "Raha mino amin'ny fonao manontolo anao, de azo atao batisa." Le Etiopiana namaly hoe: "Za mino fa Jesosy Kristy no Zanak'Andriamanitra.") \v 38 Ka nasain'i le Etiopiana najanona le kalesa. Nidigna nankaigny amin'ny rano zareo, de Filipo sy le tantapa, ary le nataon'i Filipo batisa izy.