plt-x-sihanaka_act_text_reg/08/32.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 32 Ary ny andalan-tsoratra masina ze novakin'le Etiopiana de nagnano hoe: Nentina novonoina ôtran'ny ondry izy, ary ôtran'ny zanak'ondry izy. \v 33 Fa tamin'ny fangalam-baraka an'azy de nalana tamin'azy ny rariny. Iza no afaka hamaritra tanteraka reo taranagny?