plt-x-sihanaka_act_text_reg/08/29.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 29 Ary le fagna nitare tam'i Filipo hoe: Mandeana magnakeky io Kalesy io." \v 30 Ka de niazakazaka nagnantonga an'azy izy, ary nareigny an'azy namaky ny teny takao amin'i Isaia mpaminagny, ary nitare hoe: "Azonao ma io vakinao io?" \v 31 Nitare le Etopiana nagnao hoe: "Manakory no hahafantarako, raha tsisy ôla magnatoro anà?" Nengavy an'i Filipo izy mba hagnatogna ny Kalesa ary hiantotra hiaraka amin'azy.