plt-x-sihanaka_act_text_reg/08/26.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 26 Ary nisy anjelin'ny Tompo nikôragna tamin'i Filipo sady nitare hoe: 'Mitsangàna ary mandeana magnatsimo amin'ny lalana midigna avy aigny Jerosalema mankaigny Gaza." (Io lalana io de aigny agnefitra.) \v 27 De nitsangana izy rary nande. Ndreo, fa nisy leila avy aigny Etiopia, tandapan'ny Kandasy, mpanjakavavan'reo Etiopiana. Izy no nitantana ny harenany daôly. Tonga taigny Jerosalema izy mba hidera. \v 28 Ary nody izy ka nipetraka takeo amin'ny Kalesany, ary namaky ny bokin'Isaia mpaminagny.