plt-x-sihanaka_act_text_reg/08/14.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 14 Ary rafa reignin'ny Apostoly tao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria, de nalefan-jareo taigny amin-jareo i Petera sy Jaona. \v 15 Rafa nidigna zareo de nivavaka ho an'azy reo, mba handraisan-jareo ny Fanahy Masina. \v 16 Fa nandrapatongan'zany fotôna zany, de mbola tsisy nilatsahan'ny Fanahy Masina miitsy zareo, fa efa vita batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy. \v 17 Avy teo, Petera sy Jaona de nametrakany tagnany teo amin-jareo ary de nandray ny Fanahy Masina zareo.