plt-x-sihanaka_act_text_reg/08/09.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 9 Fa nisy leila raika nantsovina hoe: Simona tao amin'ny tanàn-deibe, ze vao avy nilalao aodiny; tegna nampitolagaga reo mponin'i Samaria izy, rafa nagnambara izy fa ôla manan-danja. \v 10 Ireo Samaritana daôly, manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny leibe indrindra, de nareigny tsara an'azy ary ozy zareo hoe: "Io leila io no le fahefan'Andriamanitra ze antsovina hoe: Leibe." \v 11 Zareo de nitaino an'azy, satria izy de nampitolagaga an'azy reo nandrity ny fotôna ela tamin'reo aodiny.