plt-x-sihanaka_act_text_reg/08/06.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 6 Rafa nareigny sy natazagna reo famantarana ze nataon'i Filipo ny vahôka maro, de nifantoka tsara tam'ze nolazainy zareo. \v 7 Reo fagna maloto de nivôka tamin'reo maro ze nidirany, ka nihaikaika mafy, ary maro tamin'reo malemy sy kilemaina no sitragna. \v 8 Noho zany de nisy fifalena leibe takao am'le tanàna-deibe.