plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/51.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 51 Reo ôla mafy hatoka sy tsy vôfora akao am-po sy sofigna, anareo de manohitra fôgna ny Fanahy Masina; anareo de magnano salan'ze nataon'ny razanareo. \v 52 Iza tam'reo razanareo no tsy nanenjika mpaminagny? Novonoin'jareo ny mpaminagny ze nibôgna talohan'ny fevin'le Fahamarinana, ary am-zao nareo de lasa mpamadika sy mpamono an'azy kô, \v 53 anareo vahôka ze nandray ny lalàna ze napetrak'reo anjely, kanefa tsy notazominareo zany."