plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/44.txt

1 line
652 B
Plaintext

\v 44 Reo razantsika de nanana tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona takao an'efitra, araka ny baikon'Andriamanitra rafa niteny tam'i Mosesy Izy, ze tokony natôgny nitovy tam'le fomba efa hitany. \v 45 Io le tranolay ze nalain'reo razantsika, ary nindesiny takao am'le tany niaraka tam'i Josoa, takeo agnatrehan'reo razantsika, reo fagnan'ny firenena ze nandroasan'Andriamanitra ny tany ze noraisin'jareo ho fagnanan'jareo manôkana, le tranolay de nijanona takao am'le tany nandrity ny andron'i Davida, \v 46 ary izy nahazo fankasitrahana tao amin'ny fahitan'Andriamanitra ary nagnotany raha hahita tôrana hipetrahana ho an'Andriamanitr'i Jakoba.