plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/41.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 41 Ary nagnano aomby là kely izy reo tam-zany andro zany ary nitondra fagnatitra takeo am'le sampy, ary nifaly tamin'ny asan-tagnany zareo. \v 42 Nitodika Andriamanitra ary namela an'jareo mba ho fiderana reo kintana aigny an-dagnitra, araka ny vôsoratra takao amin'ny bokin'ny mpaminagny: "Anareo ma nanolotra anà biby maty sy fagnatitra nandritrin'ny efapolo taona takao an'efitra, tranon'ny Israely?