plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/35.txt

1 line
622 B
Plaintext

\v 35 Io le Mosesy ze nolavin'jareo, rafa niteny izy reo hoe: "Iza no nanendry an'nao ho mpanapaka sy ho mpitsara?" Izy le tokana ze nalefan'Andriamanitra sady ho mpanapaka no mpagnavotra. Andriamanitra nandefa an'azy tamin'ny alalan'le anjely ze nibôgna tam'i Mosesy teo am'vôroy. \v 36 Nitarika an'jareo hiala tao Egypta i Mosesy, rafa avy nagnano fagagana sy famantarana tao Egypta sy taigny am'ranomasina mena, ary taigny an'efitrra nandritry ny efapolo taona. \v 37 Io iany le Mosesy ze niteny tam'vahôkan'Israely hoe: "Andriamanitra de hanangana mpaminagny ho an'nareo aketo am'rahalanareo, mpaminagny sala anà."