plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/14.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 14 Josefa de naniraka reo rahalany hiteny an'i jakoba rainy mba hoavy aigny Egypta, miaraka am'reo havany daôly, teo amin'ny dimy ambin'ny fitopolo ôla raha atambatra. \v 15 No zany Jakoba de nidina takao Egypta, ary maty izy, izy sy reo razantsika. \v 16 Nolajaina ho aigny Sekema izy reo ary nalevina takao am'le fasagna ze novidin'i Abrahama tamin'ny volafotsy tam'reo zanak'i Hamora taigny Sekema.