plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/06.txt

1 line
615 B
Plaintext

\v 6 Andriamanitra de nikoragna taminazy salan'zao, fa reo taranany de hipetraka maharitra aigny amin'ny tanin'ny firenen-kafa, ary reo mponina akao de hitondra an'azy reo amin'ny fanandevozana sy fampahorena mandritry ny efa-jato taona. \v 7 Nefa ho tsaraiko ny firenena ze tompon'jareo, ozy Andriamanitra 'ary afaran'zany de hagnantogna sy hidera Anà akeo am'io tôrana io zareo. \v 8 Avy akeo namen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin'ny famorana, ka i Abrahama de lasa rain'Isaka ary namora an'azy tamin'ny andro fahavolo; Isaka de lasa rain'i Jakoba, ary Jakoba lasa rain'reo patriarika roa ambefolo.