plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/04.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 4 Avy teo niala an'le tanin'ny Kaldeana izy ary nipetra taigny Harana; nanomboka teo, tafaran'ny nafatesan'ny rainy, nentin'Andriamanitra taigny am'io tany io izy, ze hipetrahanao zao. \v 5 Tsy nameny ho lova takeo izy, tsia, tsy ampy hametrana tongotra avy. Fa nagnome toky izy na de mbola tsy nanan-janaka aza i Abrahama fa izy de hagnome ny tany ho an'azy ho fanagnany sy ho an'reo taranagny aigny afara.