plt-x-sihanaka_act_text_reg/05/35.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 35 Ary izy niteny tam-jareo hoe: "Leila Israely, tamdremo tsara ny amin'ny ra ze atanonareo miaraka am'reo ôla reo. \v 36 Fa taigny alôha taigny. Teodasy nilaza ny tegnany ho ra, ary vondron'ôla, tokony ho efa-jato, nagnaraka an'azy. Novonoina izy, ary reo ze nagneky an'azy de niparitaka ary tonga tsinontinona.\v 37 Avy teo io leila io, Jodasy avy aigny Galilia de nitsangana tamin'ny andron'ny fagnisana ary nitôna ôla betsaka hagnaraka an'azy. Izy ihay kô de novonona ary reo ze nagneky an'azy de niparitaka.