plt-x-sihanaka_act_text_reg/05/14.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 14 Ary vao maika niha-betsaka reo mpino ze nagnampy isa ny Tompo, andian-deila sy vevavy. \v 15 Ka nentin'jareo taigny an-dalana hatramin'ny marary ka nampandren-jareo teo fandrena sy farafara, ka rafa mba mandalo Petera, de mety mba hagnaloka ny sasagny am'jareo ny talinjogny. \v 16 Teo ihany kô de maro ny vahôka no niara-tonga avy am'reo tanàna magnodidigna an'i Jerosalema, nitondra ny marary sy reo ze nampijalen'ny fagna maloto, ary de sitrana izy daôly.