plt-x-sihanaka_act_text_reg/05/09.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 9 Avy teo Petera niteny an'azy hoe: "Nagnino anareo no nagneky hiara-hitsapa ny Fagnan'ny Tompo? Io reo ny tongotr'reo ôla ze nandevigna ny vadinao de akeo am-baravaragna, ary hamôka an'nao zareo. \v 10 ary lavo teo amin'ny tongony izy ary afaka ny aignany. Rafa niditra tao reo gaogna de nahita an'azy maty, ka nitondra an'azy nivoka sy nandevigna an'azy teo agnilan'ny vadiny.\v 11 Natatra mafy ny fengonana manontolo sy reo ze nareigny an'zany ra zany.