plt-x-sihanaka_act_text_reg/05/03.txt

1 line
643 B
Plaintext

\v 3 Fa Petera niteny hoe: "Ananiasy, nagnino no Satana no nameno lainga ny fonao ka nandainga amin'ny Fanahy Masina, ka nanitrika ny ampahany tam'le vidin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo zany, tsy nijanona ho fanagnana manokana ma zany, rafa lafo zany ka tsy ze tenao agnanôvana an'azy? Manakôry ny nieritreretanao an'zany ra zany tao am-ponao? Tsy nandainga tamin'ôla enao, fa tamin'Andriamanitr. \v 5 Nony nareigny an'reo teny reo, de lavo tamin'ny tany Ananiasy ka afaka ny aignany, ary tahotra mafy no tonga tam'ze daôly nareigny an'zany. \v 6 Ary niditra reo gaogna ka mamogny lamba an'azy, ka nentin-jareo nivôka izy ary nalevigna.