plt-x-sihanaka_act_text_reg/04/32.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 32 Ny ankabeazan'reo ze nino de fo sy fagnahy raika. Tsisy nitareo fa ny ra ze azony de an'azy manokana, fa ra niarahan-jareo managna. \v 33 Niaraka tamin'ny hery lehibe no nagnambaran'ny Apostoly ny fijoroan-jareo vavolombelona momba ny fitsanganan'i Jesosy Tompo tamin'ny maty, ary fahasoavana gedabe no takeo amin'izy daôly.