plt-x-sihanaka_act_text_reg/04/29.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 29 Am'zao, Tompo, jereo reo fampitandreman-jareo ary omeo reo mpanomponao mbô hitenenany ny teninao an-kasahiana tanteraka. \v 30 Ahinjiro ny tananao mbô hagnasitrana, ary hagnomereo famantarana sy fagagana amin'ny alalan'ny agnaran'i Jesosy mpanomponao masina." \v 31 Rafa avy nivavaka zareo, de nihozongozona ny tôrana ze niarahan-jareo nivory, ary feno ny Fanahy Masina izy daôly ary nilaza ny tenin'Andriamanitra an-kasahiana.