plt-x-sihanaka_act_text_reg/04/23.txt

1 line
578 B
Plaintext

\v 23 Tafaran'ny nanafahana an-jareo, de tonga takeo amin'ny vahôkany i Petera sy Jaona ary notateriny an-jareo ze daôly notenenin'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo lôholona tamin-jareo. \v 24 Rafa regnin-jareo zany, de niara-nanandratra ny feon-jareo ho an'Andriamanitra zareo ka nitareo hoe: "Tompo, Anao no nagnano ny lagnitra sy ny tany sy ny ranomasina, ary ze daôly akao aminy. \v 25 Nitare tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe: 'Nagnino no sosy reo firenena Jentilisa, sy reo ôla mieritreritra ra tsisy dikany?"