plt-x-sihanaka_act_text_reg/04/21.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 21 Tafaran'ny fampitandremana an'i Petera sy Jaona, de navelany nande zareo. Fa tsy nahita fomba hanasazina an-jareo zareo, satria nidera an'Andriamanitra reo vahôka noho ny zava-bitany. \v 22 Le leila ze niaigna ny fagagana sy fagnasitranana de nihôtra ny efapolo taona.