plt-x-sihanaka_act_text_reg/04/15.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 15 Fa rafa avy nandidy reo Apostoly handao ny fivorian'ny filan-kevitra zareo, de nifampiresaka zareo. \v 16 Ozy zareo hoe: "Ino no tokony ho atao am'reto leila reto? Noho ny fagagana vita tamin'ny alalan-jareo de fantatr'reo ôla daôly mipetraka aketo Jerosalema, ary tsy azontsika lavina. \v 17 Fa mbô tsy hiparitahan'zany amin'ny vahôka kosa, de ndao tsikana hampitandrina an-jareo mbô tsy hitenenan-jareo zany agnarana zany tsony. \v 18 Nantsoviny hiditra i Petera sy Jaona ary notenenin-jareo tsy hitare sy tsy hampianatra amin'ny agnaran'i Jesosy tsony.