plt-x-sihanaka_act_text_reg/04/08.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 8 Avekeo i Petera, feno ny Fanahy Masina, de nitare an-jareo hoe: "Anao ry mpanapaka ny vahôka, sy lôholona, \v 9 raha nagnontanena momban'ny asa soa nataonay tamin'io leila narary io zahay tamin'io andro io - tamin'ny fomba nanakpory no nahasitrana io leila io? \v 10 De ôka ho fantatrareo daôly ary ry vahôkan'Israely daôly, fa tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy avy aigny Nazareta, ze nohombonareo, le natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty - tamin'ny alalany no itsanganan'ty leila ty salama aketo amasonareo."