plt-x-sihanaka_act_text_reg/04/01.txt

1 line
507 B
Plaintext

\c 4 \v 1 Raha nikoragna tam'reo vahôka i Petera sy Jaona, de tonga reo mpisorogna sy ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly ary reo Sadoseo. \v 2 Sosy mafy zareo noho i Petera sy Jaona nampianatra ny vahôka sy nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i Jesosy. \v 3 Nosamborina zareo ary natao taigny am-ponja mandrapatongan'ny ampolakeka, satria efa hariva ny andro tam'zany. \v 4 Kanefa betsaka tam'reo ôla ze nandregny ny hafatra no nino; ary ny isan'reo leila ze nino de dimy arivo teo ho eo.