plt-x-sihanaka_act_text_reg/03/24.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 24 Eny, ary reo mpaminagny daôly nanomboka tamin'i Samoela sy reo ze tonga tafarany, de nitare sy nagnambara reo andro reo. \v 25 Anareono zanak'reo mpaminagny sy ny fanekena ze nataon'Andriamanitra tam'reo razambe, araka ny nolazainy tamin'i Abrahama hoe: "Akao amin'ny taranakao no hotahiana reo fianakavena daôly eran-tany." \v 26 Tafaran'ny nananganan'Andrimanitra ny mpanompony, de nandefa an'azy ho anareo alô izy, mba hitahy anareo amin'ny fialanareo amin'ny faratsianareo.