plt-x-sihanaka_act_text_reg/02/37.txt

1 line
523 B
Plaintext

\v 37 Ary raha nareigny an'zany izy reo, vôtsindrona ny fon'jareo, ary niteny tamin'i Petera sy reo apostoly ambiny hoe: "Rahalà, ino no tokony ho ataonay?" \v 38 Avy akeo Petera nitare tam-jareo hoe: "Mibeba magnanôva batisa, anareo tsiraikaraika avy, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy mba ho famelana ny fahotanareo, sy mba handraisanareo ny fagnomezan'ny Fanahy Masina. \v 39 Fa ny fampagnantenana de ho anareo sy ny zanakareo ary reo daôly ze lavitra, ka ho betsaka reo ôla ze ho antsovin'ny Tompo Andriamanintsika."