plt-x-sihanaka_act_text_reg/02/29.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 29 Ry rahalà, afaka miresaka aminareo am-pitokina momba an'i Davida Patriarika za: Efa maty izy no nalevigna, ary ny fasagny de aketo amintsika mandrak-zao. \v 30 No zany, mpaminagny izy ary fantany fa efa nianiana taminy Andriamanitra, fa ny taranagny no akeo akeo amin'ny seza fendrianany. \v 31 Efa hitany zany de nikoragna mikasika ny fitsangananan'i Kristy tamin'ny fafatesana, sady izy tsy navela takao amin'ny fiaignan-tsy hita, no tsy nagnano ny nofony ho tratry ny fahalovana.