plt-x-sihanaka_act_text_reg/02/05.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 5 Ary nisy Jiosy ze nipetraka tao Jerosalema, ôlon'Andriamanitra, avy amin'ny firenena daôly ambanin'ny lagnitra. \v 6 Rafa naregny an'zany feo zany reo vahôka de nitarognona, sady sahiran-tsaigna satria ny tsiraikaraika de samy naregny an-jareo nitare tam'fiteniny avy. \v 7 Zareo de magnana sy gaga; nitare hoe: "Marina, fa tsy reo daôly mitare reo ma no Galiliana?