plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/15.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 15 Tam'zany andro zany i Petera de nitsangana takeo ampovôn'reo ralahiny, eo amin'ny ôla 120 eo, ary nitare hoe: \v 16 "Ry ralahy, tegna nilana ny fatanteran'ny Soratra Masina, ze nambaran'ny Fanahy Masina melô tamin'ny vavan'i Davida momba an'i Jodasy, ze nitondra reo ôla nisambotra an'i Jesosy."