plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/01.txt

1 line
457 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Ny boky nosoratako takeo alô, ry Teofilo, de magnambara ny daôly ze natombok'i Jesosy sy nampenariny, \v 2 hatramin'ny andro nampekarana an'Azy, avekeo de nandidy reo Apostoly ze nofidiny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina Izy. \v 3 Tafaran'ny nijaleny, de nampibôgna ny tegnany velona tamin-jareo Izy niaraka tam'reo porofo mandresy latra maro. Nibôgna tamin-jareo Izy nandritra ny efapolo andro, ary nikoragna momban'ny fanjakan'Andriamanitra.