\v 33 \v 34 Ny sasagny tam'reo vahôka no nampafantatra an'i Aleksandra, ze natosik'reo vahôka ho aigny alô, ka nagnano fihetsika tamin'ny tagnany i Aleksandra, te hagnome fagnazavana ho an'reo ze nivory. Fa rafa nafantatra zareo fa Jiosy izy, de nikikika mafy tamin'ny feo raika izy daôly teo ho eo amin'ny adin'ny roa, nagnano hoe: "Lehibe ny Artemisin'ny Efesiana."