\v 11 \v 12 Andriamanitra nagnano asa magaga tamin'ny alalan'i Paoly, ka na de reo mosoara sy aron'akanjo ze nikasika an'azy aza de natao tamin'ny marary ka sitrana ny aretin-jareo ary nivĂ´ka avy takao amin-jareo reo fagnahy ratsy.