\v 5 \v 6 \v 7 Rafa naregny an'zany ny ôla, de natao batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy zareo. Avekeo rafa nametraka ny tagnany tamin-jareo i Paoly, de nilatsaka tamin-jareo ny Fanahy Masina ary niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminagny zareo. Teo amin'ny rombefolo teo ho eo izy daôly.