\v 35 \v 36 Ary rafa ampalakeka ny andro, de nandefa teny tam'reo mpiambina reo mpitsara, nitare hoe: "Avilao hande reo leila reo." Nitatitra an'zany teny zany tamin'i Paoly le mpiambina, nitare hoe: "Nampitondra teny taminà reo mpitsara mbô hamela an'nareo hande: noho zany am'zao fotôna zao mivoà, ary mandiana am-pedanana."