Rafa tonga takao Antiokia zareo ary nanangona miaraka ny fiangonana, de nitatitra ny ra daôly ze vitan'Andriamanitra tamin-jareo, sy hoe nanakôry no namohany varavaragn'ny finoana ho an'reo Jentilisa. De nijanona fotôna ela niaraka tam'reo mpianatra zareo.