Josefa, Levita raika, leila avy akaigny Sipra ze nantsovin'reo Apostoly hoe Barnabasy (ze midika hoe zanaka lahin'ny fampaherezana), nivarotra tany sy nitondra vola ary nametraka an'zany teo an-tongotr'reo Apostoly.