\v 7 De niala teo izy avy eo ary nande nankaigny an-tranon'i Titosy Josto, leila ze manompo an'Andriamanitra. Ny tragnony de akekin'ny synagoga. \v 8 Krispo, mpitarika ny synagoga, nino ny Tompo, niaraka tam'reo daƓly ze nipetra tao amin'ny tragnony; ary betsaka tam'reo Korintiana ze nareigny ny momba an'zany no nino sy natao batisa.