\v 32 Ary rafa nahareigny ny fitsanganana am'maty ny ôlan'i Atena, de nagneso an'i Paoly ny sasagny; fa ny sasagny nilaza hoe: "Hihaino an'nao ny momba an'zany ra zany zahay."\v 33 Tafaran'zay, nandalo an'azy reo i Paoly. \v 34 Fa ny sasagny tam'ôla nanaraka an'azy ary nino, atao agnatin'zany i Dionysio Aeropagita, vevavy antsovina hoe Damary, ary ny sasagny niaraka tam-jareo.