\v 12 \v 13 Fa rafa nino an'i Filipo zareo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny agnaran'i Jesosy Kristy, de natao batisa zareo na reo leila na reo vevavy. Na i Simona aza de mba nino, ary tafaran'ny nagnanôvana batisa an'azy de nijanona niaraka tamin'i Filipo fôgna izy. Rafa natazagna reo famantarana sy asa leibe niseho izy de gaga.