\v 48 Rafa nareigny an'zany ny Jentilisa, de faly sy nidera ny tenin'ny Tompo. Ary betsaka reo ze vĂ´tendry ho amin'ny finoana ny fiaignana mandrakizay no nino. \v 49 Ary ny tenin'ny Tompo de niely eran'ny faritra manontolo.