\v 10 zareo de tsy natohitra ny fahendrena sy ny Fanahy ze nitinenan'i Stefana. \v 11 Avekeo de nisy ôla nagnanôvan-jareo kolikoly mbô hitare hoe: "Efa regninay i Stefana niteny ratsy momban'i Mosesy sy Andriamanitra."