\v 26 Nandritran'zany fotôna zany iany, de nagnentagna izy fa hagnome vola an'azy i Paoly, hono zany de nandefa ho an'azy matetika izy ary nikoragna tamin'azy. \v 27 Fa rafa afaka roa taona, de lasana governora nandimby an'i Feliksa i Porsio Festosy, saingy Feliksa te hahazo sitraka tam'reo Jiosy, de navelany ho hambesana fôgna i Paoly.