\v 20 Na kô, reo ôla reo iany no tsy tokony hitare ze tazagn-jareo tsy manjary aty aminà rafa nitsangana takeo agnolôn'ny filan-kevitry ny Jiosy za, \v 21 raha tsy hoe momba ny ra raika ze nilelalelako rafa nitsangana takeo anivon-jareo za: 'Zany de mikasika ny fitsanganan'ny maty ze hitsara anà aketo agnatrehanareo gniany.'