\v 37 Raha igny ho entina takao agnaty rova igny i Paoly, de ozy tamin'ny kapiteny: "Afaka mitare ra aminao ma za?" Ozy le kapiteny hoe: "Miteny Grika ma anao? \v 38 Tsy anao ma le Egyptiana, ze nitarika fikomiana taigny alô ary nitarika reo efatra arivo lahy an'ny 'mpamono ôla' nivôka avy taigny an-tany efitra?"