\v 29 \v 30 Nilefa i Mosesy rafa nareigny zany; lasa mpiavy izy takao amin'ny tanin'ny Midiana, ze niterahany ny zanagny roa lahy. Rafa dila ny efapolo taona, nisy anjely raika nibĂ´gna taminazy taigny agn'efitra taigny amin'ny tanetin'ny Sinay, takeo amin'ny lelafon'le voaroy niretra.