\v 15 \v 16 Tafaran'reo andro reo, de nitondra ny kitaponay zahay ka niakatra nankaigny Jeroalema. De nisy reo mpianatra sasagny iany kô avy aigny Sezareaa nagnaraka an'nay. Nitondra leila raika niaraka tamin-jareo ze antsovigna hoe Menasona, leila avy aigny Sipra, mpianatra mainty molaly, ze tokony hiaranay mipetraka.